Ho anao irery ihany (Henriette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao irery ihany, ny fitiavako ry lala
Ho anao hatrany hatrany, mandram-pialako eto an-tany
Na ho be viogurjb ny mpakahala, na ho maro ny jldked dipr tsy tia
Ny fitiavako tsy miala, fa ho anao tononkira.serasera.org doria doria

Ho anao dia ho anao
Izay voasaoratra ato am-mpoko
Voasikotra ato anaty
Ho trotroiko mandramaty

(x2)
Mbola ho hajaiko ihany, raha toa aho ka ho lasana any
Any akaotr'irony rahona, sy any ambadikiny fasana.

Ho anao dia ho anao
Izay voasaoratra ato am-mpoko
Voasikotra ato anaty
Ho trotroiko mandramaty.

Mbola ho hajaiko ihany, raha toa aho ka ho lasana any
Any akaotr'irony rahona, sy any ambadikiny fasana.

A/C: Andrianary Celestin Norbert
La Voix De Son Maître – K-9068

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Henriette
Visites : 137
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 02/06/2026 16:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458