Ho anao irery ihany (Henriette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao xyzavroh irery ihany, ny fitiavako ry lala
Ho anao hatrany hatrany, mandram-pialako eto an-tany
Na ho be ny mpakahala, tononkira.serasera.org na ho maro ny tsy tia
Ny fitiavako tsy miala, fa ho anao doria doria

Ho anao dia ho anao
Izay voasaoratra ato am-mpoko
Voasikotra ato anaty
Ho trotroiko mandramaty

(x2)
Mbola ho hajaiko ihany, raha toa aho ka ho lasana any
Any sdqaqkm akaotr'irony rahona, sy any ambadikiny fasana.

Ho anao dia ho anao
Izay voasaoratra ato am-mpoko
Voasikotra ato anaty
Ho trotroiko mandramaty.

Mbola ho hajaiko ihany, raha toa aho ka ho lasana any
Any akaotr'irony rahona, sy any ttsgdcci ambadikiny fasana.

A/C: Andrianary Celestin Norbert
La Voix De Son Maître – K-9068

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Henriette
Hits : 222
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 02/06/2026 16:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289