Voadiko (harilanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
manolo-tena ho anao aho Omeko anao ny momba ahy rehetra
Ny saiko sy ny fo fanahy
Hanjakao Jesosy o
Androany aho dia resy lahatra
Fa anaraka anao
Ref:Izao no voadiko aminao
Tsy ivadika aminao aho sanatria
Na inona na inona iseho
Na misy ny mpanenjika
Hanompo anao mandrakizay aho
Hanao ny sitraponao
Izany no voadiko aminao jesosy o
Ny fanopoako anao
No ataoko voalohan-daharana
Eo @ fiainako
Fa ianao niteny hoe
Katsaho aloha ny fanjakako
Sy ny famarinana
Ref:Izaho no voadiko aminao tsy ivadika aminao aho sanatria
Na inona na inona hiseho
Na misy ny mpanenjika
Hanompo anao mandrakizay aho
Hanao ny sitraponao
Izany no voadiko aminao Jesosy o
Voadiko aminao x2
Ho tiaviko izao voady izao Eny hiainako eto anatrahanao
Mandrapihavinao Jesoa
Haka ahy ho any aminao
Ref:
Izao,izao no voadiko
Dia izao tsy hivadika aminao aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : harilantoVangy : 2025
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : fitahianarayah1
Daty : 15/08/2018 21:53