Voadiko (harilanto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
manolo-tena ho anao aho
Omeko anao tononkira.serasera.org ny momba ahy rehetra
Ny saiko sy ny fo fanahy
Hanjakao Jesosy o
Androany aho dia resy lahatra
Fa anaraka anao
Ref:Izao no voadiko aminao
Tsy ivadika aminao aho sanatria
Na inona na inona iseho
Na misy ny mpanenjika
Hanompo anao mandrakizay hrxtaspn aho
Hanao ny sitraponao
Izany no voadiko aminao jesosy o

Ny fanopoako anao
No ataoko voalohan-daharana
Eo @ fiainako
Fa ianao niteny hoe
Katsaho aloha ny fanjakako
Sy ny famarinana

Ref:Izaho no voadiko aminao tsy ivadika aminao aho sanatria
Na inona na inona hiseho
Na misy ny mpanenjika
Hanompo anao mandrakizay aho
Hanao ny sitraponao
Izany no  voadiko aminao Jesosy o

Voadiko aminao x2

Ho yktf tiaviko izao voady izao       Eny hiainako eto anatrahanao
Mandrapihavinao Jesoa
Haka ahy ho any ijsyob aminao
Ref:


Izao,izao no voadiko
Dia izao tsy hivadika aminao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : harilanto
Vangy : 2806
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : fitahianarayah1
Daty : 15/08/2018 21:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3035