Malalany ianao (harilanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela Izy no nandondona
Efa Izy no niandry anao tononkira.serasera.org teo foana!
Ianao no tsy nijery,
Ianao no tsy namoha Azy akory.
Navelanao teo Izy
Nataonao izay tianao atao
Ny Tompo nalahelo nijery anao.
Ref:
Ianao malalany, ianao ilay tiany
Ianao tsy foiny, ianao tsy ho hariany
Izy anie nahafoy Ain'i Jesôsy,
Mba hamonjeny anao tam'ireo ota vitanao.
....
Mpamindra-fo Izy,
Navelany ny otanao rehetra!!
Na dia nanao adalana aza ianao
Izy tsy hafoy anao, satria!!!
Ref:... (X3)
Pont:
Ka mba vohay ny fonao
Izy efa ela, niandry anao!
(Niandry anao!)
Navelanao teo Izy, nataonao izay tianao natao
Ny Tompo nalahelo nijery anao! oh!oh!ooh!!!
Ianao no tlcw malalany!, ianao ilay tiany!;
Tsy foiny!, tsy ho hariany!
(Aaah aaa!!)
Malalany gqfl digcvs aaa...nao!!!
Efa Izy no niandry anao tononkira.serasera.org teo foana!
Ianao no tsy nijery,
Ianao no tsy namoha Azy akory.
Navelanao teo Izy
Nataonao izay tianao atao
Ny Tompo nalahelo nijery anao.
Ref:
Ianao malalany, ianao ilay tiany
Ianao tsy foiny, ianao tsy ho hariany
Izy anie nahafoy Ain'i Jesôsy,
Mba hamonjeny anao tam'ireo ota vitanao.
....
Mpamindra-fo Izy,
Navelany ny otanao rehetra!!
Na dia nanao adalana aza ianao
Izy tsy hafoy anao, satria!!!
Ref:... (X3)
Pont:
Ka mba vohay ny fonao
Izy efa ela, niandry anao!
(Niandry anao!)
Navelanao teo Izy, nataonao izay tianao natao
Ny Tompo nalahelo nijery anao! oh!oh!ooh!!!
Ianao no tlcw malalany!, ianao ilay tiany!;
Tsy foiny!, tsy ho hariany!
(Aaah aaa!!)
Malalany gqfl digcvs aaa...nao!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : harilantoVangy : 1845
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/10/2022 18:54
