Omeko anao (Hanitra Ranaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeko azqm anao ny tanako havia
Hahafahanao manoratra ho ahy
Omeko anao ny sila-poko tia
Ho iray manontolo amin’ny ianao
Omeko anao iry rivotra cthq iry
Hibabo ny sentonao tononkira.serasera.org ho ahy
Omeko anao iry rahona iry
Hisava ny ranomasonao
Fa ny aty maizim-bolana
Fa ny aty gtqo ora-mamanala
Omeko anao, omeko anao
Omeko anao
Omeko anao iry vohitra iry
Hahafahanao mitazana ahy
Fa ny aty...
Omeko anao iry ranomasina
Hiampitanao ho imasoko
Omeko anao ity kaloko ity
Hiombon-kira aminy ianao
Hahafahanao manoratra ho ahy
Omeko anao ny sila-poko tia
Ho iray manontolo amin’ny ianao
Omeko anao iry rivotra cthq iry
Hibabo ny sentonao tononkira.serasera.org ho ahy
Omeko anao iry rahona iry
Hisava ny ranomasonao
Fa ny aty maizim-bolana
Fa ny aty gtqo ora-mamanala
Omeko anao, omeko anao
Omeko anao
Omeko anao iry vohitra iry
Hahafahanao mitazana ahy
Fa ny aty...
Omeko anao iry ranomasina
Hiampitanao ho imasoko
Omeko anao ity kaloko ity
Hiombon-kira aminy ianao
--------
Lien:
Commentaires
Rahnavalona
(
28/07/2026 22:34)
Manana ny Mp3 an'io "Hanitra Ranaivo - Omeko anao" io ve ianao fa izaho mitady fa tsy mety mahita? Mankasitraka
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitra RanaivoVisites : 6593
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 10/09/2002 10:14
