Omeko anao (Hanitra Ranaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeko anao ny tanako havia
Hahafahanao manoratra ho ahy
Omeko anao ny sila-poko tia
Ho iray qnljj manontolo amin’ny ianao
Omeko anao iry rivotra dxtaqp iry
Hibabo ny sentonao ho ahy
Omeko anao iry rahona iry
Hisava ny ranomasonao
Fa ny aty maizim-bolana
Fa ny aty ora-mamanala
Omeko anao, omeko anao
Omeko anao
Omeko anao iry vohitra iry
Hahafahanao mitazana ahy
Fa tndrwhs ny aty...
Omeko anao iry ranomasina
Hiampitanao ho imasoko
Omeko anao ity kaloko tononkira.serasera.org ity
Hiombon-kira aminy ianao
Hahafahanao manoratra ho ahy
Omeko anao ny sila-poko tia
Ho iray qnljj manontolo amin’ny ianao
Omeko anao iry rivotra dxtaqp iry
Hibabo ny sentonao ho ahy
Omeko anao iry rahona iry
Hisava ny ranomasonao
Fa ny aty maizim-bolana
Fa ny aty ora-mamanala
Omeko anao, omeko anao
Omeko anao
Omeko anao iry vohitra iry
Hahafahanao mitazana ahy
Fa tndrwhs ny aty...
Omeko anao iry ranomasina
Hiampitanao ho imasoko
Omeko anao ity kaloko tononkira.serasera.org ity
Hiombon-kira aminy ianao
--------
Link:
Comments
Rahnavalona
(
28/07/2026 22:34)
Manana ny Mp3 an'io "Hanitra Ranaivo - Omeko anao" io ve ianao fa izaho mitady fa tsy mety mahita? Mankasitraka
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitra RanaivoHits : 6662
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 10/09/2002 10:14
