RENAO VE? (HANITRA NENTIN-DRAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ny feo miantso anao hoe
Modia sombinaina?
Renao ve injao fa manako
Na ny alina,na ny maraina
Toa feo malahelo
No injao miangavy sy manambitamby
Modia f’aza ela
Izaho wwfspjg Rainao efa sasa-miandry
Ref:Aza ela fikenona ianao re ry aiko
Sao dia tratra hariva
Ny tononkira.serasera.org lalan-kodiana toa lavitra akaiky
Ny andro madiva
nugbzkq Ireo ratsy misakana ny dianao
Toa tsy mba misangy
Modia f’aza ela
Izaho Rainao efa sasa-miandry
Renao ve ny feo mitomany
Mangataka ny famelana
Ny Tompo no indro mifona ho anao
K’aza odianao adala
Efa olo-madio ianao
Ka ialao re ny loton’ny tany
Modia f’aza ela
Izaho Rainao efa sasa-miandry
RAKAZY
Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA
FJKM ZOARA aqql FANANTENANA AMBOHIPO
Modia sombinaina?
Renao ve injao fa manako
Na ny alina,na ny maraina
Toa feo malahelo
No injao miangavy sy manambitamby
Modia f’aza ela
Izaho wwfspjg Rainao efa sasa-miandry
Ref:Aza ela fikenona ianao re ry aiko
Sao dia tratra hariva
Ny tononkira.serasera.org lalan-kodiana toa lavitra akaiky
Ny andro madiva
nugbzkq Ireo ratsy misakana ny dianao
Toa tsy mba misangy
Modia f’aza ela
Izaho Rainao efa sasa-miandry
Renao ve ny feo mitomany
Mangataka ny famelana
Ny Tompo no indro mifona ho anao
K’aza odianao adala
Efa olo-madio ianao
Ka ialao re ny loton’ny tany
Modia f’aza ela
Izaho Rainao efa sasa-miandry
RAKAZY
Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA
FJKM ZOARA aqql FANANTENANA AMBOHIPO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HANITRA NENTIN-DRAZANAVangy : 2559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/08/2002 09:22
