HEREZO RE NY DIA (HANITRA NENTIN-DRAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no niantso ny tomponao
Efa ela no nirahiny hiasa ianao
Adidy nschose marobe no miandry anao
Herezo re ny dia faingana re

Ref:O! raiso
    Raiso ny ampinganao
    Aza mihemotra
    Fa ady sarotra no mbola aleha
hcunej    Mitari-dalana anao
    Jesosy Tomponao
    Aza matahotra faingana re
    O!ô!ô! Olona marobe tononkira.serasera.org no miandry anao
    Herezo re ny dia faingana re!

Zava-tsarotra tokoa no miandry anao
Hanavatsava ala be sy tsilo ianao
Fahavalo marobe no ho resena re!
Herezo re ny dia faingana re.

               iityhz            RAKAZY
                Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA
                FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HANITRA NENTIN-DRAZANA
Vangy : 2822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/08/2002 08:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493