Vetsovetso... (H Ryan)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao fa tsy tamana
Tsy zakanao ity fahantrana
Niala ahy nandao tanàna
Irery aho tsy misy hafanana
Ka mahatsiaro irery,
Manina anao, nilaozanao

Izaho aty toa zaza very,
Zaza adala mirenireny
Tsy zatra ny mitoetra irery,  
Irery tsy misy mpijery.
Fa ny foko very, lasanao.
Fa fdonov ny saiko very, any aminao

Izaho indray hiezaka hatrany,
Ho mafy fo fa tsy hitomany
Ny nvmu fiainana dtavt mitohy hatrany
Fa tsy hiandry anao hiverina avy any!
Ka hajanoko hatreto Ireo vetsovetso,

Fa manombok'izao Mba hitsiky aho.

Ka tononkira.serasera.org manomboka izao Dia hitsiky aho...

14/09/2013

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : H Ryan
Vangy : 2221
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HRyan
Daty : 25/06/2014 19:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0947