Vetsovetso... (H Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao fa tsy tamana
Tsy zakanao ity fahantrana
Niala ahy nandao tanàna
Irery aho tsy misy hafanana
Ka mahatsiaro irery,
Manina ynnpapa anao, nilaozanao
Izaho aty toa zaza very,
Zaza adala mirenireny
Tsy zatra ny mitoetra irery,
Irery tsy misy mpijery.
Fa ny foko very, lasanao.
Fa ny tononkira.serasera.org saiko very, any aminao
Izaho indray hiezaka hatrany,
Ho mafy fo fa eeko tsy hitomany
Ny fiainana mitohy hatrany
Fa tsy hiandry anao hiverina avy any!
Ka hajanoko hatreto Ireo vetsovetso,
Fa manombok'izao Mba hitsiky aho.
Ka manomboka engrowo izao Dia hitsiky aho...
14/09/2013
Tsy zakanao ity fahantrana
Niala ahy nandao tanàna
Irery aho tsy misy hafanana
Ka mahatsiaro irery,
Manina ynnpapa anao, nilaozanao
Izaho aty toa zaza very,
Zaza adala mirenireny
Tsy zatra ny mitoetra irery,
Irery tsy misy mpijery.
Fa ny foko very, lasanao.
Fa ny tononkira.serasera.org saiko very, any aminao
Izaho indray hiezaka hatrany,
Ho mafy fo fa eeko tsy hitomany
Ny fiainana mitohy hatrany
Fa tsy hiandry anao hiverina avy any!
Ka hajanoko hatreto Ireo vetsovetso,
Fa manombok'izao Mba hitsiky aho.
Ka manomboka engrowo izao Dia hitsiky aho...
14/09/2013
--------
Link:
