Tsy ho Nofy (H Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taitra aho raha vao nahita anao,
Ianao koa toa nibanjina ahy...Resinao aho!
Ity foko nilatsaham-baratra,
Nofohazinao ka nihiratra...babonao aho
Mifoha maraina tononkira.serasera.org aho te hahita anao.
Ny antoandro aho te hiresaka aminao ny hetahetam-poko.
Ny alina aho mahazo nofy anao,
Manoroka sy mitantana anao...hiriko ianao!
Nitsangana aho andeha any aminao.
Hihaona sy hiresaka aminao ka raiso aho ho anao.
Nitsiky ianao sady nihantoraka,
Nanoroka ahy sady rdbckrff namboraka fa Tia ahy ianao.
Nilatsa ny ranomasoko,
Ranomaso izay nilaza fa rkjt tena tia...Lasanao aho!!!
Izaho sy ianao indray manomboka eto,
Hitambatra ho iray...ho fo iray!!!! ksdlgjr

--------
Rohy: