Tsy ho Nofy (H Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taitra aho raha vao nahita jomhl anao,
Ianao koa toa nibanjina ahy...Resinao aho!
Ity foko nilatsaham-baratra,
Nofohazinao ka nihiratra...babonao aho
Mifoha maraina aho te hahita anao.
Ny antoandro mjbe aho te hiresaka aminao ny hetahetam-poko.
Ny alina aho mahazo nofy anao,
Manoroka sy mitantana anao...hiriko ianao!
Nitsangana aho andeha any aminao.
Hihaona sy hiresaka aminao ka raiso aho ho anao.
Nitsiky ianao sady nihantoraka,
Nanoroka ahy sady namboraka fa Tia ahy ianao.
Nilatsa tononkira.serasera.org ny ranomasoko,
Ranomaso izay nilaza fa tena tia...Lasanao aho!!!
Izaho sy ianao indray manomboka eto,
Hitambatra ho iray...ho lvae fo iray!!!!

--------
Lien: