Hidera (GROUPE MANANDRATRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-  Hidera aho, hankalaza Anao
Ry Raiko tia ahy
Ny nitantananao,
Ny foko sy ny Fanahy

REFRAIN:
"Satria nomenao dkuxgvc fahombiazana
Izay niaretako hatramin'izay
Koa tononkira.serasera.org misaotra, ny saotra, ny saotra e
No atolotro ho an'ny Ray"

2- Dera laza no atolotro ho Anao
Ry Raiko ho mandrakizay
Raiso izany na dia tsy mba sahy
Fa tanora, Tanora fanahy

Refrain 2 zxdpid fois
Ouh ouh ouh rddt
No atolotro ho an'ny Ray

A/C: Ezra

--------
Rohy:
Hevitra
Hyql ( 20/10/2020 08:16)
Ndao hodera Azy satria lehibe sy ambonin'ny Andrimanitra rehetra Izy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GROUPE MANANDRATRA
Vangy : 1025
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hyql
Daty : 20/10/2020 21:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432