Fiainam-baovao (GROUPE MANANDRATRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an'i Jesosy
Hisafidy ouxa lanitra

1.O ry olona, ô mifohaza
'Ndeha ovay re ny toetranao
Ndao hiadany amin'i Jesosy
Aza Ela re Sao neninao

Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an'i Jesosy
Hisafidy lanitra

2.Iray ihany no tanjona kendrena
Dia ny fiainana mandrakizay
Ndao hampitovy ny fomba tononkira.serasera.org fijery
Hiombona satria tena iray

Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia taxzhv xvvrhpmt an'i Jesosy
Hisafidy lanitra

A/C: Ezra Sabathin

--------
Link:
Comments
Hyql ( 20/10/2020 08:37)
Aoka hifanaraka @toetry ny lanitra ny toe-tsika
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GROUPE MANANDRATRA
Hits : 1137
Likes : 1 Like
Created by : Hyql
Date : 20/10/2020 21:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5066