AMINAO RY TOMPO (GROUPE ITMM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao tononkira.serasera.org ry Tompo no hanandratako ny fanahiko
Ry Andriamanitra o, Ianao no tokiko
Aoka tsy ho menatra aho,
Tsy ifalian'ny fahavaloko aho
Fa Ianao, eny Ianao no reharehako
ljamhixb Tompo hqovz ô ampahafantaro ahy ny lalanao
Ampianaro koa ny sakelidalanao
Tariho aho ho amin'ny fahamarinanao
Ampianaro fa Andriamanitry ny famonjeko Ianao
Ihira ho anao, hidera anao aho
juklmo Hankalaza fa tsara Ianao
Tsy manam-petra, ny fitiavanao
Mba tsarovy re ry Tompo noho ny famindram-ponao
Mba tsraovy re ry Tompo fa mandrakizay ireny
Aza dia tsarovanao, ny fahotan'ny fahatanorako
Fa tsarovy aho Ray ô, noho ny indrafonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GROUPE ITMMVangy : 1059
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : eva.josaphat
Daty : 15/06/2020 19:00