AMINAO RY TOMPO (GROUPE ITMM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao ry Tompo no hanandratako ny fanahiko
Ry Andriamanitra o, Ianao no tokiko
Aoka tsy ho menatra aho,
Tsy ifalian'ny fahavaloko smmqazfj aho
Fa Ianao, eny Ianao no tononkira.serasera.org reharehako
Tompo ô ampahafantaro ahy ny yxidvh lalanao
Ampianaro koa ny sakelidalanao
Tariho aho ho amin'ny fahamarinanao
Ampianaro fa Andriamanitry ny famonjeko Ianao
Ihira ho anao, hidera vciech anao aho
Hankalaza fa tsara Ianao
Tsy manam-petra, ny fitiavanao
Mba tsarovy re ry Tompo noho ny famindram-ponao
Mba tsraovy re ry Tompo fa mandrakizay ireny
Aza dia tsarovanao, ny fahotan'ny fahatanorako
Fa tsarovy aho Ray ô, noho ny indrafonao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GROUPE ITMMHits : 1060
Likes : 1 Like
Created by : eva.josaphat
Date : 15/06/2020 19:00