Ampidiro aloha ny tenimiafina
Harambatoko (Groupe i-Ritsoka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa, no HarambatokoTsy miova fa mandrakizay
Vatolampy tsy mikoro, na hiröna sanatria
Fialofako ianao, ho doria (X2)
Ref: Jesoa ô! Ato am-poko ianao
Manda sy fehizoko
N'inon'inona hanjö
Tsy ho kivy aho satria
Fialofako ianao, ho doria... (X2)
...................... Feon-kira.....................
Koa na ho maizaina
Izany lalako
Feno fitaka izay alehako
Nefa sambatra aho Jesoa ô
Faly aho manana anao
Ampy Ray! izany, fitiavanao (X2)
Ref: Jesoa ô! Ato am-poko ianao
Manda sy fehizoko
N'inon'inona hanjö
Tsy ho kivy aho satria
Fialofako ianao, ho doria... (X2)
A/C: Andry Kely I-ritsoka
Page Facebook: Groupe i-Ritsoka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe i-RitsokaVisites : 199
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iRitsoka
Date : 24/08/2025 07:58
