Andrasako (Groupe Harison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mbola andrasako eto foana e ny fiverenanao
Jesosy ô!Na ho ela na tononkira.serasera.org ho faingana
Ny ahy ny tanjoko sy masaka ato an-tsaiko dia ny mba hitsena anao eny@rahona
Handova ilay fiainana rahatrizay efa voahomanao ho ahy.
Ref:Tehirizo ato amiko ilay solika fitaiza,entiko wphsurd hitsenana anao
Tsy hangaiahy aho refa tonga ilay andro.Hampiakaranao rumushy ahy
Andrasako eto na fanenjehana mihatra amiko
Andrasako eto hiantraika lhlyoye hatr@aiko Ray ô!
Andrasako eto na tsy misy izay ho haniko
Andrasako foana e,ny fiverenan'ny mpamonjiko
2-Na mafy aza ny alondrano indraindray
Hanaketraka ny finoako
Jesosy ô!Dia mbola hihiaka foana hoe mahery aho
Tsy ahoako n'iza n'iza hankahala ahy
Fa ny fantatro dia handroso ihany
Hiandrandra ilay andro iray handaozako ity tany be fahoriana,ka hiakatra aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe HarisonVangy : 804
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 16/11/2021 20:30