Andrasako (Groupe Harison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mbola andrasako eto foana e ny fiverenanao
Jesosy ô!Na ho tononkira.serasera.org ela na ho faingana
Ny ahy ny tanjoko sy masaka ato an-tsaiko dia ny mba hitsena anao eny@rahona
Handova ilay fiainana rahatrizay efa voahomanao ho ahy.
Ref:Tehirizo ato amiko noqfnlf ilay solika fitaiza,entiko hitsenana anao
Tsy hangaiahy aho refa tonga ilay lujm andro.Hampiakaranao ahy
Andrasako eto na fanenjehana mihatra amiko
Andrasako eto hiantraika hatr@aiko Ray ô!
Andrasako eto na tsy misy izay ho haniko
Andrasako foana e,ny fiverenan'ny mpamonjiko
2-Na mafy aza ny alondrano indraindray
Hanaketraka ny finoako
Jesosy ô!Dia mbola hihiaka foana hoe mahery tglor aho
Tsy ahoako n'iza n'iza hankahala ahy
Fa ny fantatro dia handroso ihany
Hiandrandra ilay andro iray handaozako ity tany be fahoriana,ka hiakatra aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe HarisonHits : 843
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 16/11/2021 20:30