Mitsikia (Groupe Harilala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikia mandrakariva na inona manjoa anao
Ny alina e madiva ho avy ilay maraina vao
Raha sendra mafy feno avona ny lalanao
Tsenao amin'tsiky ny rafy, hivoaka mpandresy ianao
Fa tsiky no enti-mandresy ny henatra rfhzrpv sy tahotra
Manova ny endrikao ho maha te tononkira.serasera.org ho tia mahafinaritra
Namboarin'ilay mpahary hahay mitsiky ianao
Eny na dia marary ny eso mahazo anao
Fa tsiky no enti mandresy ny hambompo sy ny avona
Ny tsiky avy ao ampo maneho ny tia fihavanana
Fa wmbbcvg tsiky no enti-mandresy henatra sy tahotra
Manova ny endrikao ho maha te ho tia nbpchbi mahafinaritra
Oooo mitsikia, de mihira
Fa ny tsiky mitory halemempanahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe HarilalaHits : 524
Likes : 1 Like
Created by : antokiniainato
Date : 07/05/2024 09:27