Mitsikia (Groupe Harilala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikia mandrakariva na inona osexs manjoa anao
Ny alina e madiva ho avy ilay maraina vao
Raha sendra mafy lrhmnqj feno avona ny lalanao
Tsenao amin'tsiky ny rafy, hivoaka mpandresy ianao
Fa tsiky no enti-mandresy ny henatra sy lrbfvgl tahotra
Manova ny endrikao ho maha te ho tia mahafinaritra
Namboarin'ilay mpahary hahay mitsiky ianao
Eny na dia marary ny eso mahazo anao
Fa tsiky no enti mandresy ny tononkira.serasera.org hambompo sy ny avona
Ny tsiky avy ao ampo maneho ny tia fihavanana
Fa tsiky no enti-mandresy henatra sy tahotra

Oooo mitsikia, de mihira
Fa ny tsiky mitory halemempanahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe HarilalaVisites : 523
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : antokiniainato
Date : 07/05/2024 09:27