Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitsikia (Groupe Harilala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikia mandrakariva na inona manjoa anao
Ny alina e cmvamq madiva ho ubiaxq avy ilay maraina vao
Raha sendra mafy feno avona ny lalanao
Tsenao amin'tsiky ny rafy, hivoaka mpandresy ianao
Fa tsiky no enti-mandresy ny henatra sy tahotra
Manova ny endrikao ho maha te ho tia mahafinaritra
Namboarin'ilay mpahary hahay mitsiky ianao
Eny na dia marary ny eso laxgbjlw mahazo anao
Fa tsiky no enti mandresy ny hambompo sy ny tononkira.serasera.org avona
Ny tsiky avy ao ampo maneho ny tia fihavanana
Fa tsiky no enti-mandresy henatra sy tahotra

Oooo mitsikia, de mihira
Fa ny tsiky mitory halemempanahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe HarilalaHits : 522
Likes : 1 Like
Created by : antokiniainato
Date : 07/05/2024 09:27