Ny tsara indrindra (Groupe Fandresena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Satria khrzimi malala eo imasoko tononkira.serasera.org ianao, eny, be voninahitra ianao sady lrzaj tiako, dia olona no omeko ho solonao, ary firenena ho solon'ny ainao." — Isaia 43 : 4

Fafao ny ranomaso, mitsangana, mitrakà
Raha manjombona ny androany, rahampitso anie dia hisava.
Raha izay olana mandalo, aza avela handavo anao
Tsarovy f'Izy tsy mandao, mandamina ny ho avinao

Ref : Miasa amin'ny fomba mahagaga anie 'lay Jesoa namonjy anao
Satria malala eo imasony ianao, be voninahitra tiany ianao.
Ny tsara indrindra sady sahaza anie no efa nomaniny ho anao
Ka hatrakao ny loha dia 'lay mandrakizay no imasoy.

Fa fombam-piainana ihany, 'lay tojo mafy sarotra
Indraindray ambony, indraindray iqtu ambany, tsy atao mahakivy miroso hatrany
Fa ny mampiavaka anao, dia 'lay Jesosy tsy mandao
Koa mahereza matanjaha, k'aza mitsahatra mivavaka

Ref: Miasa amin'ny fomba mahagaga anie 'lay Jesoa namonjy anao
Satria malala eo imasony ianao, be voninahitra tiany ianao.
Ny tsara indrindra sady sahaza anie no efa nomaniny ho anao
Ka hatrakao ny loha dia 'lay mandrakizay no imasoy.

A/C : Fandresena

Minohasina Tokiniaina Imanuëlà

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Fandresena
Vangy : 234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasina2829
Daty : 23/07/2026 20:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303