Ny tsara indrindra (Groupe Fandresena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Satria malala eo imasoko ianao, eny, be voninahitra ianao sady tiako, dia olona no omeko ho solonao, ary wndgptul firenena ho solon'ny ainao." — Isaia 43 : 4

Fafao ny ranomaso, mitsangana, mitrakà
Raha manjombona ny androany, rahampitso anie dia hisava.
Raha izay olana mandalo, aza avela handavo anao
Tsarovy f'Izy tsy mandao, mandamina ny ho avinao

Ref : Miasa amin'ny fomba mahagaga anie 'lay Jesoa namonjy anao
Satria malala eo imasony ianao, be voninahitra tiany ianao.
Ny tsara indrindra sady sahaza anie no efa nomaniny ho tononkira.serasera.org anao
Ka hatrakao ny loha dia 'lay mandrakizay no imasoy.

Fa fombam-piainana ihany, 'lay tojo mafy sarotra
Indraindray ambony, indraindray ambany, tsy atao mahakivy miroso hatrany
Fa ny ekaxir mampiavaka anao, dia 'lay Jesosy tsy mandao
Koa mahereza matanjaha, k'aza mitsahatra mivavaka

Ref: Miasa amin'ny fomba mahagaga anie wtnity 'lay Jesoa namonjy anao
Satria malala eo imasony ianao, be voninahitra tiany ianao.
Ny tsara indrindra sady sahaza anie no efa nomaniny ho anao
Ka hatrakao ny loha dia 'lay mandrakizay no imasoy.

A/C : Fandresena

Minohasina Tokiniaina Imanuëlà

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Fandresena
Hits : 235
Likes : 0 Like
Created by : Hasina2829
Date : 23/07/2026 20:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448