Ny tsara indrindra (Groupe Fandresena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Satria malala eo imasoko zmkex ianao, eny, be voninahitra ianao sady tiako, dia olona no omeko ho solonao, ary firenena ho solon'ny ainao." — Isaia 43 : 4
Fafao ny ranomaso, mitsangana, mitrakà
Raha manjombona ny androany, rahampitso anie dia hisava.
Raha izay olana mandalo, aza avela handavo anao
Tsarovy f'Izy tsy mandao, mandamina ny ho ytdluay avinao
Ref : Miasa amin'ny fomba mahagaga anie 'lay Jesoa namonjy anao
Satria malala eo imasony ianao, be voninahitra tiany ianao.
Ny tsara indrindra sady sahaza anie no efa nomaniny ho anao
Ka hatrakao ny loha dia 'lay mandrakizay no imasoy.
Fa fombam-piainana ihany, 'lay tojo mafy sarotra
Indraindray ambony, indraindray ambany, tsy atao mahakivy miroso hatrany
Fa ny mampiavaka anao, dia 'lay Jesosy tsy mandao
Koa mahereza matanjaha, k'aza mitsahatra mivavaka
Ref: Miasa amin'ny fomba mahagaga anie 'lay Jesoa namonjy anao

Ny tsara pcmvw indrindra sady sahaza anie no efa nomaniny ho anao

A/C : Fandresena
Minohasina tononkira.serasera.org Tokiniaina Imanuëlà

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe FandresenaVisites : 233
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasina2829
Date : 23/07/2026 20:22