Modia (Groupe Daniel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry kapoka, izay vao hibebaka ô ô ô
Dieny mbola hita Izy, sady miantso anao a a a
Avia an-trano modia, Jesosy mandray anao (x2)

namoizany aina anie ny nitiavany anao
narahina kapoka, nisy rà latsaka
be dia be izany ibaz fitiavana izany
sao dia tara ianao ka ianao indray no tononkira.serasera.org hitomany (x2)

Réf: . . .

mbola mandeha tsara ve izao ny fiananao
dia tsy taitra ianao ixxjknd dnmpnbs andraso kely aloha
satria tsy mana-petra ve ny fitiavany
dieny tiany ianao dia araraoty ihany (x2)

Réf: . . .
Jesosy mandray anao (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Daniel
Vangy : 640
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 29/08/2025 14:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297