Modia (Groupe Daniel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry kapoka, izay vao hibebaka ô ô ô
Dieny mbola hita tononkira.serasera.org Izy, sady miantso anao a a a
Avia an-trano modia, Jesosy mandray anao (x2)
namoizany aina anie ny nitiavany anao
narahina kapoka, czrpqcul nisy rà latsaka
be dia be izany fitiavana izany
sao dia tara ianao ka ianao indray no hitomany (x2)
Réf: . . .
mbola mandeha tsara ve izao ny fiananao
dia tsy taitra ianao andraso kely aloha
satria tsy mana-petra ve ny fitiavany
dieny tiany ianao dia araraoty ihany (x2)
Réf: . . gtnj lrtut .
Jesosy mandray anao (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe DanielVisites : 571
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 29/08/2025 14:07