Modia (Groupe Daniel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry kapoka, izay vao hibebaka ô ô ô
Dieny mbola hita Izy, sady miantso anao iuvr a a a
Avia an-trano modia, Jesosy mandray anao (x2)
namoizany aina anie ny nitiavany anao
narahina kapoka, nisy rà latsaka
be dia be izany fitiavana qzif izany
sao dia tara ianao ka ianao indray no tononkira.serasera.org hitomany (x2)
Réf: . . .
mbola mandeha tsara ve izao ny fiananao
dia tsy taitra ianao andraso kely aloha
satria tsy mana-petra ve ny fitiavany
dieny tiany ianao dia araraoty ihany (x2)
Réf: . . .
Jesosy mandray anao (x2)
ndoy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe DanielVisites : 641
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 29/08/2025 14:07