Veloma (Group ben'haja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1,toa bamcfbdj vita sahady e,ity fialan-tsasatra ity
Tsy tononkira.serasera.org maintsy mandao anarao amin'izay izaho mantsy satria:
Hany lay fianarana any amin'ny tanan-dehibe
Malahelo be mihitsy ny tena kanefa nmxphrc tsy maintsy mandeha
Ka veloma eeee… (×2)
Ref:
Veloma eee
Veloma no hapetrakay aaa
Mbola ihaona ihany fa tsy ho mandrakizay aaa
Veloma eee
Baibay aky ry cheri oooo
Tsy maintsy miketrika mafy aho vao tafako ity bac ity ooo
2,Tsy adinoko mihitsy eee, reo rehetra niarahatsika
Ireo kilalao marobe ,fialaham-boly tsy voatanisa
Indrisy kanefa aa, manam-petra tokoa ny fotoana
Ka hametra-boloma fa amin'ny manaraka mbola hihaona aaaa(×2)
Ref:
Veloma eee
Veloma no hapetrakay aaa
Mbola funl ihaona ihany fa tsy ho mandrakizay aaa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Group ben'hajaVisites : 620
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mamizara
Date : 08/08/2024 09:57