Veloma (Group ben'haja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1,toa vita sahady e,ity fialan-tsasatra ity
Tsy maintsy mandao anarao amin'izay izaho mantsy satria:
Hany lay fianarana any amin'ny tanan-dehibe
Malahelo be mihitsy ny tena kanefa tsy maintsy mandeha
Ka veloma eeee… (×2)
Ref:
Veloma eee
Veloma no hapetrakay aaa
Mbola ihaona ihany fa tsy ho mandrakizay aaa
Veloma eee
Baibay aky ry cheri oooo
Tsy maintsy miketrika mafy aho vao tafako ity bac ity ooo


2,Tsy adinoko mihitsy eee, reo rehetra niarahatsika
Ireo kilalao marobe ,fialaham-boly tsy voatanisa
Indrisy kanefa aa, manam-petra tokoa ny fotoana
Ka hametra-boloma fa amin'ny manaraka mbola hihaona aaaa(×2)
Ref:
Veloma eee
Veloma no hapetrakay aaa
Mbola ihaona ihany fa tsy ho mandrakizay aaa
Veloma eee
Baibay aky ry cheri oooo
Tsy maintsy miketrika mafy aho vao tafako ity bac ity ooo
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Group ben'haja
Hits : 81
Likes : 0 Like
Created by : Mamizara
Date : 08/08/2024 09:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0208