Group ben'haja

Nampiditra Mamizara
08/08/2024 09:20
Hiran'i Group ben'haja 2 Jereo eto
Vangy : 86
Mpankafy : 1 Ankafizo

Mombamomba azy

Group ben'haja

Izahay dia grouo niforona efa ela ihany
Maro ireo hira no vita "audio",mihisa 8 izy ireo
Avy any amin'iny faritra Itasy iny zahay, izany hoe district Miarinarivo, commune Manazary ary ao amin'ilay hoe Antsahavory
Tsy misy vehivavy izahay fa bandy avokoa ary saika mpirahalahy avokoa zahay reo
Ireo mandrafitra ny tarika: :
Benaja: lehibenay
Mamizara, lanto, manantena, andry, rica, safidy ary laza

Hevitra momba an'i Group ben'haja

Mamizara (08/08/2024 10:08)
Mafinaritra

Hiran'i Group ben'haja (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113