MANDALO (G.R.JO (Rakotomalalason Jean Olivier))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANDALO
Ianao io ve mba nahatsiaro, ireny lasa niarahana
Mba tadidinao koa ve, ilay fotoana yggiiq nisarahana
Fa raha tsahivina ny lasa na ny ahy izany na tononkira.serasera.org ny anao
Dia angamba fo maratra no hany sisa mba navelany
Réf :
Fa n’inona n’inona a!
Niainana tety
Dia tsarovy fa…
Mandalo tsy ho doria
À la fin Fa n’inona n’inona, mandalo tsy fuazoq ho doria.
Ianao io ve efa nanadino irony ditra izay natao
Mba tadidinao koa ve ireo niarahana nanao
Fa n’iza n’iza velon’aina xlnmsj ka niaina toa antsika
Dia tsy maintsy miafara amin’ny vata(na) mangatsika
BITAKA (Malalason)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : G.R.JO (Rakotomalalason Jean Olivier)Vangy : 2277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Malalason
Daty : 28/04/2007 15:24