G.R.JO (Rakotomalalason Jean Olivier)

Nampiditra Malalason
03/11/2004 05:27
Hiran'i G.R.JO (Rakotomalalason Jean Olivier) 3 Jereo eto
Vangy : 1601
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny Groupe R. JO na R. JO ankehitriny dia niforona tamin'ny 06 Décembre 2002 ary mivoy ny hira "variete" ary mitantara an-kira ny zavatra niainany sy hitany ary re-ny; ao anatin'ireo hirany , ny fitaizana sy ny toro-hevitra miharo-fahendrena tena Malagasy, ny tarika dia miaina ao anaty fiainana tsotra ary afaka mifandray sy mifanakalo hevitra amintsika namana, ka hetahetan-tsika na te hitafatafa aminay ianareo dia antsoy ny Tél. : 033 14 607 25 na manorata @ E-mail rjoglacier@yahoo.fr fa vonona izahay handray anareo namana, dia manantena antsika namana ary mirary soa antsika rehetraihany koa.
Ny Présidentn'ny Tarika
R. JO

Hevitra momba an'i G.R.JO (Rakotomalalason Jean Olivier)

Malalason (03/11/2004 10:27)
Ny Groupe R. JO na R. JO ankehitriny dia niforona tamin'ny 06 Décembre 2002 ary mivoy ny hira "variete" ary mitantara an-kira ny zavatra niainany sy hitany ary re-ny; ao anatin'ireo hirany , ny fitaizana sy ny toro-hevitra miharo-fahendrena tena Malagasy, ny tarika dia miaina ao anaty fiainana tsotra ary afaka mifandray sy mifanakalo hevitra amintsika namana, ka hetahetan-tsika na te hitafatafa aminay ianareo dia antsoy ny Tél. : 033 14 607 25 na manorata @ E-mail rjoglacier@yahoo.fr fa vonona izahay handray anareo namana, dia manantena antsika namana ary mirary soa antsika rehetraihany koa.
Ny Présidentn'ny Tarika
R. JO

Hiran'i G.R.JO (Rakotomalalason Jean Olivier) (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0879