MANDALO (G.R.JO (Rakotomalalason Jean Olivier))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANDALO
Ianao io ve mba nahatsiaro, ireny lasa niarahana
Mba tadidinao koa ve, ilay fotoana nisarahana
Fa raha tsahivina ny lasa na ny ahy pbqiz izany na ny anao
Dia angamba fo maratra no hany sisa mba navelany
Réf :
Fa n’inona n’inona a!
Niainana tety
Dia tsarovy fa…
Mandalo tsy ho tononkira.serasera.org doria
À la fin Fa n’inona n’inona, mandalo tsy ho doria.
Ianao io ve efa nanadino irony ditra izay natao
Mba tadidinao koa ve ireo niarahana nanao
Fa n’iza n’iza tdnvaxu velon’aina ka niaina toa antsika srys
Dia tsy maintsy miafara amin’ny vata(na) mangatsika
BITAKA (Malalason)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : G.R.JO (Rakotomalalason Jean Olivier)Visites : 2248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Malalason
Date : 28/04/2007 15:24