Fiainana (Ginot)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couple 1 :
Ny fiainana ety! Mampitanondrika
Mampitomany, mahakivy
Ndraindray aho, hyajfxe ketraketraka mihitsy
Mandinika ny fiainako
Hoe ahoana ny hafarana

Refrain tononkira.serasera.org : ×2
Ny fiainanay ety, Mampijaly
Mbola manantena fifaliana indray androany
Ny fiainanay ety, Mampitomany
Esory amiko zqyu Ray, kapoaka mangidy mrpufvnp

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ginot
Vangy : 212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Gunot
Daty : 22/05/2026 21:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301