Fiainana (Ginot)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couple ucgbvrz 1 :
Ny fiainana xoygav ety! Mampitanondrika
Mampitomany, mahakivy
Ndraindray aho, ketraketraka mihitsy
Mandinika tononkira.serasera.org ny ppevyln fiainako
Hoe ahoana ny hafarana
Refrain : ×2
Ny fiainanay ety, Mampijaly
Mbola manantena fifaliana indray androany
Ny fiainanay ety, Mampitomany
Esory amiko Ray, kapoaka mangidy
Ny fiainana xoygav ety! Mampitanondrika
Mampitomany, mahakivy
Ndraindray aho, ketraketraka mihitsy
Mandinika tononkira.serasera.org ny ppevyln fiainako
Hoe ahoana ny hafarana
Refrain : ×2
Ny fiainanay ety, Mampijaly
Mbola manantena fifaliana indray androany
Ny fiainanay ety, Mampitomany
Esory amiko Ray, kapoaka mangidy
--------
Link:
