Fiainana (Ginot)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couple 1 :
Ny fiainana tononkira.serasera.org ety! Mampitanondrika
Mampitomany, mahakivy
Ndraindray aho, ketraketraka mihitsy
Mandinika ny fiainako
Hoe ahoana ny hafarana
Refrain : xqvediez ×2
Ny fiainanay ety, Mampijaly
Mbola manantena fifaliana wzcrm indray androany
Ny fiainanay ety, Mampitomany
Esory oaeraw amiko Ray, kapoaka mangidy
Ny fiainana tononkira.serasera.org ety! Mampitanondrika
Mampitomany, mahakivy
Ndraindray aho, ketraketraka mihitsy
Mandinika ny fiainako
Hoe ahoana ny hafarana
Refrain : xqvediez ×2
Ny fiainanay ety, Mampijaly
Mbola manantena fifaliana wzcrm indray androany
Ny fiainanay ety, Mampitomany
Esory oaeraw amiko Ray, kapoaka mangidy
--------
Link:
