Ampidiro aloha ny tenimiafina
Alahelo (Gilly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alahelo no ambarako anao
Nefa iriko fa mety ho zakanao
'Reo tsiny ireo tsiny
No lazainao
Nampiseho aho ny fitiavako
Nanantena f'ianao mafvwdql no anjarako
Mba ianao no tononkira.serasera.org hitondra, ny anarako
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, hamita ny fianarana
Malahelo anao aho, maniry anao
Dia gpoafwj ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
Dia maloka ny andro diaviko
Ra nandre fa ianao tsy ho ahy akory
Mitampify nefa indrisy,
Vo tsy amiko
Antenaiko fa sambatra ianao
Tsy anenina amin'ny zava-bitanao
Fa tsarovy,Fa nikasa,
niam-paka anao
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery rpty anie, amita ny fianarana
Malahelo anao aho maniry anao
Dia ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
Nefa iriko fa mety ho zakanao
'Reo tsiny ireo tsiny
No lazainao
Nampiseho aho ny fitiavako
Nanantena f'ianao mafvwdql no anjarako
Mba ianao no tononkira.serasera.org hitondra, ny anarako
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, hamita ny fianarana
Malahelo anao aho, maniry anao
Dia gpoafwj ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
Dia maloka ny andro diaviko
Ra nandre fa ianao tsy ho ahy akory
Mitampify nefa indrisy,
Vo tsy amiko
Antenaiko fa sambatra ianao
Tsy anenina amin'ny zava-bitanao
Fa tsarovy,Fa nikasa,
niam-paka anao
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery rpty anie, amita ny fianarana
Malahelo anao aho maniry anao
Dia ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GillyVangy : 468
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 30/07/2025 08:37
