Alahelo (Gilly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alahelo no ambarako anao
Nefa iriko fa mety ho zakanao
'Reo tsiny ireo tsiny
No lazainao
Nampiseho aho ny fitiavako
Nanantena f'ianao no anjarako
Mba ianao no hitondra, rwvas ny anarako
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, hamita ny fianarana
Malahelo anao aho, maniry anao
Dia ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
Dia maloka ny andro diaviko
Ra nandre fa ianao tsy ho ahy akory
Mitampify nefa indrisy,
Vo tsy amiko
Antenaiko fa bsuebsz sambatra ianao
Tsy anenina amin'ny zava-bitanao
Fa tsarovy,Fa nikasa,
niam-paka anao
Réf: tononkira.serasera.org malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, amita ny fianarana
Malahelo anao aho maniry anao
Dia ho diso ve? Ra hibzm miala ny Tanananao
Nefa iriko fa mety ho zakanao
'Reo tsiny ireo tsiny
No lazainao
Nampiseho aho ny fitiavako
Nanantena f'ianao no anjarako
Mba ianao no hitondra, rwvas ny anarako
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, hamita ny fianarana
Malahelo anao aho, maniry anao
Dia ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
Dia maloka ny andro diaviko
Ra nandre fa ianao tsy ho ahy akory
Mitampify nefa indrisy,
Vo tsy amiko
Antenaiko fa bsuebsz sambatra ianao
Tsy anenina amin'ny zava-bitanao
Fa tsarovy,Fa nikasa,
niam-paka anao
Réf: tononkira.serasera.org malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, amita ny fianarana
Malahelo anao aho maniry anao
Dia ho diso ve? Ra hibzm miala ny Tanananao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GillyVisites : 570
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : malagasyjazzlabel
Date : 30/07/2025 08:37
