Alahelo (Gilly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alahelo no ambarako ndfd anao
Nefa iriko fa mety ho zakanao
'Reo tsiny ireo tsiny
No lazainao
Nampiseho aho ny fitiavako
Nanantena f'ianao no anjarako
Mba ianao no hitondra, ny anarako
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, hamita ny fianarana
Malahelo anao aho, maniry anao
Dia ho diso ve? tononkira.serasera.org Ra miala ny Tanananao
Dia maloka ny andro diaviko ekzbspt
Ra nandre fa ianao tsy ho jvyq ahy akory
Mitampify nefa indrisy,
Vo tsy amiko
Antenaiko fa sambatra ianao
Tsy anenina amin'ny zava-bitanao
Fa tsarovy,Fa nikasa,
niam-paka anao
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, amita ny fianarana
Malahelo anao aho maniry anao
Dia ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
Nefa iriko fa mety ho zakanao
'Reo tsiny ireo tsiny
No lazainao
Nampiseho aho ny fitiavako
Nanantena f'ianao no anjarako
Mba ianao no hitondra, ny anarako
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, hamita ny fianarana
Malahelo anao aho, maniry anao
Dia ho diso ve? tononkira.serasera.org Ra miala ny Tanananao
Dia maloka ny andro diaviko ekzbspt
Ra nandre fa ianao tsy ho jvyq ahy akory
Mitampify nefa indrisy,
Vo tsy amiko
Antenaiko fa sambatra ianao
Tsy anenina amin'ny zava-bitanao
Fa tsarovy,Fa nikasa,
niam-paka anao
Réf: malahelo anao aho, mahatsiaro anao
Fa voatery anie, amita ny fianarana
Malahelo anao aho maniry anao
Dia ho diso ve? Ra miala ny Tanananao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GillyHits : 570
Likes : 0 Like
Created by : malagasyjazzlabel
Date : 30/07/2025 08:37
