Ampidiro aloha ny tenimiafina
MITETY ONJA (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakan-kely toa lakana very fivoy
Handeha hitety onja, hitety onja re roy !
Tsy misaina ny loza yyellwpo midona tsy nahy
Lakana kely e! ry lahy!
Nefa tononkira.serasera.org misetra ny mafy , roso ka tsy manahy.
Mitopatopa ka mitopatopa
Ny alon-drano re roy!
Misosasosa ka misosasosa
Onja mifamoivoy,
Midoladola ka srxlkzzq midoladola
Lakana kely e! ry lahy!
Nefa misetra ny mafy , roso ka tsy manahy.
’Zany andro dia tony sy tsara tokoa,
Ny rivotra malefaka, rivo-malefaka orohinig koa,
Miramirana, mandroso fa tena sahy
Lakana kely e! ry lahy !
Nefa misetra ny mafy , roso ka tsy manahy
Nefa tampoka ny andro niova injay!
Ny rahona mitambatra, mitambatra sy niray,
Ny tafiotra, ny riana indro nifanjohy..
Lakana kely e! ry lahy!
Zary nafolaky ny onja, fefika sy nafoy
Nankaiza, nankaiza ’lay fikasana teo,
Nankaiza, nankaiza rava sy foana hatreo,
Tsarovy, tsarovy, tsarovy tsara e! ry lahy!
Raha toa lakana kely, aza mba sahisahy

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
29/06/2026 15:43)
Fanamarihana kely mikasika ity hira ity :
A/C : Gilbert Ramiarison
fa ny version ananako dia duo ary : Celestine sy Eugene Razafiarison no mpihira.
Discomad – 59.546
A/C : Gilbert Ramiarison
fa ny version ananako dia duo ary : Celestine sy Eugene Razafiarison no mpihira.
Discomad – 59.546
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gilles RAMIARISONVangy : 5798
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/10/2008 18:44