Dada sy neny (GASY - RIJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
“Dada sy neny”
Fony mbola kely ,
mbola zazakely,
teo foana i neny nitrotro.
Fony mbola kely ,
mbola zazakely,
teo foana i dada nandrotsirotsy.
Nandeha ny omcahxz fotoana,
niroso koa ny taona,
nivadika ihany teny yqsbdgcv koa
ny vanim-potoana.
Isan’ andininy :
Tiako ny manambara ,
fa tononkira.serasera.org i dada sy i neny
nanao ny ainy tsy ho zavatra,
mba hampisondrotra ireto zanany.
Tonony sy feony : GASY-RIJA
Mpihira : GASY-RIJA, TIavina ary Hasina
Web : http://myspace.com/fihavanana xutdos
Fony mbola kely ,
mbola zazakely,
teo foana i neny nitrotro.
Fony mbola kely ,
mbola zazakely,
teo foana i dada nandrotsirotsy.
Nandeha ny omcahxz fotoana,
niroso koa ny taona,
nivadika ihany teny yqsbdgcv koa
ny vanim-potoana.
Isan’ andininy :
Tiako ny manambara ,
fa tononkira.serasera.org i dada sy i neny
nanao ny ainy tsy ho zavatra,
mba hampisondrotra ireto zanany.
Tonony sy feony : GASY-RIJA
Mpihira : GASY-RIJA, TIavina ary Hasina
Web : http://myspace.com/fihavanana xutdos
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GASY - RIJAVangy : 3146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/09/2007 00:47
