An-tratranao ankavia (Gaëlle Tsirininofy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo ny angolanao aho
hialako aingana ety
mamoy amin'hafalianao
fa tsy mandona ny pi

Ny mozika tiako indrindra
an-tratranao ankavia
taratra hazavana ,
ny fijerinao mankafy

Mitsiry tononkira.serasera.org ny ajpzcj nofinofy
nafafin'ny masonao mijery
soratry swdc ny fanahy cnwx
manasitrana fery

Ny fandrina no taratasy
isika sy ianao no penina
miady rima ny nofo
ny afo rehetra efa velona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gaëlle Tsirininofy
Vangy : 204
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Halala
Daty : 17/08/2026 08:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294