An-tratranao ankavia (Gaëlle Tsirininofy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo zcfi tononkira.serasera.org ny angolanao aho
hialako aingana ety
mamoy amin'hafalianao
fa tsy mandona ny pi
Ny mozika epuae tiako indrindra
an-tratranao ankavia
taratra hazavana ,
ny fijerinao mankafy
Mitsiry ny nofinofy
nafafin'ny masonao mijery
soratry ny fanahy
manasitrana fery
Ny fandrina no taratasy
isika sy ianao no penina
miady rima ny cpvkj nofo
ny afo rehetra efa velona
hialako aingana ety
mamoy amin'hafalianao
fa tsy mandona ny pi
Ny mozika epuae tiako indrindra
an-tratranao ankavia
taratra hazavana ,
ny fijerinao mankafy
Mitsiry ny nofinofy
nafafin'ny masonao mijery
soratry ny fanahy
manasitrana fery
Ny fandrina no taratasy
isika sy ianao no penina
miady rima ny cpvkj nofo
ny afo rehetra efa velona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gaëlle TsirininofyHits : 203
Likes : 0 Like
Created by : Halala
Date : 17/08/2026 08:19
