Ialahy (Gaëlle Tsirininofy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy ilay tsy foiko fa tiako mamiko indrindra
Ka efxpnjk na mamy na mangidy isika tsy hifanary mihintsy
Safosafo tambitamby orokoroka mamy iny sohkfoyw
Tsy ahafoizako an'Ialahy iny
Tsy ahafoizako an'Ialahy iny

Miredareda ato anatiko ny afompitiavako an'Ialahy
Toa tsy mety maty tsy laintran' adiady tononkira.serasera.org
Ireo sangy kely vazivazy sy cqksdj adalana
No mameno ny tontoloko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Gaëlle Tsirininofy
Visites : 2866
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 29/07/2019 09:30
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8099