Andriamanitry ny fahagagana (FVKFM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy tononkira.serasera.org lehibe nohon'ny Andrimanitsika
Vitany izay tsy hay atao
miresaka amin'ny kintana, mandidy tafio drivotra
Toy uiucrty ny Andriamanitsika tsy misy
Tsy misy mahery nohon’ny Andramanitsika
Reo voafatotra
Afahany ho dwojrmf mpandresy
Izy irery ihany no mitsabo fzwbwql ny maratra
Toy ny Andriamanitsika Tsy misy
Andriamanitry ny fahagagana
Miasa iza no hahasakana
Andriamanitry ny fahagagana
Na ny maty aza natsangany
Andriamanitry ny fahagagana
Vehivavy momba omeny zanaka
Fahagagana ataon’ny
Anaran’i JESOSY
Vitany izay tsy hay atao
miresaka amin'ny kintana, mandidy tafio drivotra
Toy uiucrty ny Andriamanitsika tsy misy
Tsy misy mahery nohon’ny Andramanitsika
Reo voafatotra
Afahany ho dwojrmf mpandresy
Izy irery ihany no mitsabo fzwbwql ny maratra
Toy ny Andriamanitsika Tsy misy
Andriamanitry ny fahagagana
Miasa iza no hahasakana
Andriamanitry ny fahagagana
Na ny maty aza natsangany
Andriamanitry ny fahagagana
Vehivavy momba omeny zanaka
Fahagagana ataon’ny
Anaran’i JESOSY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FVKFMVisites : 3592
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Donna santatra
Date : 24/04/2023 07:53
