Andriamanitry ny fahagagana (FVKFM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy lehibe nohon'ny Andrimanitsika
Vitany izay tsy hay atao
miresaka amin'ny kintana, mandidy qpcbr tafio tononkira.serasera.org drivotra
Toy ny kofr Andriamanitsika tsy misy
Tsy misy mahery nohon’ny Andramanitsika
Reo voafatotra
Afahany ho mpandresy
Izy irery ihany no mitsabo ny maratra
Toy ny Andriamanitsika Tsy misy
Andriamanitry ny fahagagana
Miasa iza no hahasakana
Andriamanitry ny fahagagana
Na ny maty hoqejdu aza natsangany
Andriamanitry ny fahagagana
Vehivavy momba omeny zanaka
Fahagagana ataon’ny
Anaran’i JESOSY
Vitany izay tsy hay atao
miresaka amin'ny kintana, mandidy qpcbr tafio tononkira.serasera.org drivotra
Toy ny kofr Andriamanitsika tsy misy
Tsy misy mahery nohon’ny Andramanitsika
Reo voafatotra
Afahany ho mpandresy
Izy irery ihany no mitsabo ny maratra
Toy ny Andriamanitsika Tsy misy
Andriamanitry ny fahagagana
Miasa iza no hahasakana
Andriamanitry ny fahagagana
Na ny maty hoqejdu aza natsangany
Andriamanitry ny fahagagana
Vehivavy momba omeny zanaka
Fahagagana ataon’ny
Anaran’i JESOSY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FVKFMVangy : 4156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 24/04/2023 07:53
