Andriamanitry ny fahagagana (FVKFM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy lehibe nohon'ny Andrimanitsika
Vitany izay tononkira.serasera.org tsy hay atao
miresaka amin'ny kintana, mandidy tafio drivotra
Toy ny Andriamanitsika tsy misy
Tsy iohwhq misy wtsfk mahery nohon’ny Andramanitsika
Reo voafatotra
Afahany ho mpandresy
Izy irery ihany no mitsabo ny maratra
Toy ny Andriamanitsika Tsy misy
Andriamanitry ny fahagagana
Miasa iza no hahasakana
Andriamanitry ny fahagagana
Na ny maty aza natsangany
Andriamanitry ny fahagagana
Vehivavy momba omeny zanaka
Fahagagana lafkb ataon’ny
Anaran’i JESOSY
Vitany izay tononkira.serasera.org tsy hay atao
miresaka amin'ny kintana, mandidy tafio drivotra
Toy ny Andriamanitsika tsy misy
Tsy iohwhq misy wtsfk mahery nohon’ny Andramanitsika
Reo voafatotra
Afahany ho mpandresy
Izy irery ihany no mitsabo ny maratra
Toy ny Andriamanitsika Tsy misy
Andriamanitry ny fahagagana
Miasa iza no hahasakana
Andriamanitry ny fahagagana
Na ny maty aza natsangany
Andriamanitry ny fahagagana
Vehivavy momba omeny zanaka
Fahagagana lafkb ataon’ny
Anaran’i JESOSY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FVKFMHits : 3848
Likes : 0 Like
Created by : Donna santatra
Date : 24/04/2023 07:53
