Zaho efa nantsoinao (Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
‘Nty aho ry Jesoa ô; fa vonona hanohy ny asanao ety
Tsy natao antery fa an-tsitra-po
F’izaho efa tononkira.serasera.org nantsoinao
Hitory sy ampiely vtqhp ireo hafatrao: 'zaho efa nantsoinao
Ary ampanjaka ny fitiavanao: 'zaho efa nantsoinao
Na mafy na ho sarotra aza ny lalanao
Ny herin'ny fanahinao no ombanay
Mankasitraka,mankatelina;
Nentanin'ny htike herinao aho Jesoa mvct ô(x2)
Ref ....
Hampihavana irao "zay mifankahala: 'zaho efa nantsoinao
Hitarika ny olona hanaraka anao: 'zaho efa nantsoinao
Na maro aza ny sakana ry tompo ô
Ny fitiavako anao dia tsy mba miova re
Mankasitraka,mankatelina;
Fa tiko ny miaraka aminao Jesoa(x2)
A/C : Vnj Nestor Gabriel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feo Vaon'ny FitiavanaVangy : 461
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tonyraywalker
Daty : 24/06/2025 05:54